Ento aty (Nono)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ilaina akory mrogjgu ny mitomany
Tsy ilaina akory ny manontany
Fa tsy hisy iray mety hiaino anao

Raha mihamavesatra ny adi-tsaina
Mivangongo mila hanapaka aina
Havalony hatreo dia aoka hijanona

Ento aty, eny ento aty
Angony dia atolory ahy
Fa ho ataontsika hira dia ho tononkira.serasera.org potika

Nahoana no hamindro, hamindro lava izao
Tsy voahozona nsto hiafy ianao
Fa be ny zavatra efa diso tety

Tsy ilaina akory ny mimenomenona
Tsy ilaina akory ny mipenipenina
Fa be ny zavatra efa diso caeurrp tety




http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0133