efa ela (Nono)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ela no nitsiriritra anao
efa ela aho no nanonofy anao
nefa dia izao, efa ogqfpioq eo ianao
mipararetra fotsiny ny molotro

mifangaro ao an-dohako ao
faniriana mibosesika ionjazv anao
nefa dia izao, efa ianao
tsy mahateny aho fa miboredika

mahafinaritra ahy ny masonao
izao tontolo izao no hitako ao
soa nisy tononkira.serasera.org andri iray, gzlob soa fa nisy
nahitako anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Nono
Visites : 6447
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Coco be
Date : 06/11/2001 16:11
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0346