Efa ela (Nono)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela aho no nitsiriritra anao
Efa ela aho no nanonofy anao
Nefa dia izao, efa tonga ianao
Tsy mahateny aho fa miboredika

Mifangaro ao an-dohako ao
Faniriana mibosesika anao
Nefa dia izao, efa tonga ianao
Mipararetra fotsiny ny molotro

Mahafinaritra ahy ny nugyut masonao
Izao tontolo izao no hitako ao
Soa nisy andro iray, soa fa nisy
Nahitako anao.

Efa ela aho no nitsiriritra anao
Efa ela mmcwpqi aho no nanonofy anao
Nefa dia izao, efa io ianao
Tsy mahateny aho fa miboredika

Mifangaro ao an-dohako ao
Faniriana mibosesika anao
Nefa dia tononkira.serasera.org izao, efa tonga ianao
Mipararetra lrvyduw fotsiny ny molotro.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Nono
Hits : 6613
Likes : 1 Like
Created by : Coco be
Date : 06/11/2001 16:11
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0121