Ity tanako (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity tanako manoratra ho anao
Efa reraky ny ela
Efa trotraky ny taona
Tsy hahasoratra intsony
Izay rehetra nokoboniko
Tato anatiko mavesatry ny alahelo
Angamba efa tsapanao
Fa ho rakotra alahelo
Ity fiainako mahantra
Toa mihamaloka indray
Sy voarakom-belovelo
Raha toa tsy handre intsony
Irony angolanao
Io fitiavana io ihany
No nahatonga tqgubs izany
Fantatrao fa mbola tia aho
Fantatrao zvry fa mbola babo aho
Fantatrao fa mbola nisy
Olona iray tsy ho nanadino anao ehtlcly
Fantatrao fa nisy izany
Nefa tononkira.serasera.org tsy nosaininao
Efa reraky ny ela
Efa trotraky ny taona
Tsy hahasoratra intsony
Izay rehetra nokoboniko
Tato anatiko mavesatry ny alahelo
Angamba efa tsapanao
Fa ho rakotra alahelo
Ity fiainako mahantra
Toa mihamaloka indray
Sy voarakom-belovelo
Raha toa tsy handre intsony
Irony angolanao
Io fitiavana io ihany
No nahatonga tqgubs izany
Fantatrao fa mbola tia aho
Fantatrao zvry fa mbola babo aho
Fantatrao fa mbola nisy
Olona iray tsy ho nanadino anao ehtlcly
Fantatrao fa nisy izany
Nefa tononkira.serasera.org tsy nosaininao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NonoVisites : 19343
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 03/10/2002 16:45
