Foana (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
svxzsu Foana , ny fotoana
Fa toy ny vao omaly
Ny roapolo taona
Nahalalako anao
Nahalalako anao
Ny ato an-tranontsika
Impiry miova bika
tononkira.serasera.org O! sfiduln impiry
Ny zanan-tsika aza
Efa mianatra mandihy
Mianatra mandihy
qfdjfi La!la!la!la!
Fa toy ny vao omaly
Ny roapolo taona
Nahalalako anao
Nahalalako anao
Ny ato an-tranontsika
Impiry miova bika
tononkira.serasera.org O! sfiduln impiry
Ny zanan-tsika aza
Efa mianatra mandihy
Mianatra mandihy
qfdjfi La!la!la!la!
--------
Rohy:
