Ialahy (Nono)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ialahy no fitiavana nihafiko hatram’ izay
Aina tanjon’ ny fiainako
Ialahy no hery hiafaharako kryysy rahatrizay
Saina hampianatra ny lohako

Ialahy no tononkira.serasera.org hamerina amiko izay nodisoako raha nananatra xpvbzxik aho
Ny eritreritro manontolo, ny fianako
Natakaloko ho an’ Ialahy, natolotro an’ Ialahy, lahy tokako

Ialahy no hasambarana notadiaviko efa taona maromaro izay
Ialahy no adim-pianana natrehako
Nefa hknafd tsy nandreraka ny aiko

Raha tsy eo intsony aho, i Neny no hitanisa
Ny andro nandalo ihany, tsy maintsy ho faty ihany


http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nono
Vangy : 24866
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 26/10/2001 23:10
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0122