Mamelà (Feon'anjomara Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo hejgrpt ô! mamelà ny heloko izay vitako
Eny fantatro tononkira.serasera.org fa tena mpanota aho
Ary tsy nanao ny pemchql sitraponao (2x)
Refrain:
Nirenireny aho sy nanao izao ota rehetra izao
Koa ankehitriny mifona re!
Fa diso Taminao tokoa
Tompo ô! mba raiso ity tenako ity
Diovy mba ho tena, ho mendrika tokoa
Ny ho skxzuab zanakao mandrakizay (2x)
Refrain:
Nirenireny aho sy nanao izao ota rehetra izao
Koa ankehitriny mifona re!
Fa diso Taminao tokoa
Nirenireny aho sy nanao izao ota rehetra izao
Koa ankehitriny mba raiso re!
Ny ho zanakao mandrakizay
Mamelà
Feon'Anjomara Mahajanga Album Vol.01

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'anjomara MahajangaVangy : 348
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : EliseeR
Daty : 27/11/2025 07:06