Ampio re Jeso! (Feon'anjomara Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampio gzmmqftk re Jeso! fa mitalaho Aminao
Ity zandry izay tianao
Tsy zakako Jeso ny fahoriana eto
Ampio aho hanaraka Anao
Tsy manan-kery aho ho entiko miala
Amin'ny fahotako, indrisy very aho
Noho izany ampio aho hanaraka Anao
Satria fantatro fa tia ahy Ianao
Henoy re Jeso ity foko izay mitaraina!
Miantso Anao ka mba vonjeo
Tsy tononkira.serasera.org zakako Jeso ny fahoriana eto
Ampio xkte aho hanaraka Anao
Tsy manan-kery aho ho entiko miala
Amin'ny fahotako, indrisy very aho
Noho izany ampio aho hanaraka Anao
Satria tsapako fa tia ahy Ianao
AMPIO RE JESO!
FEON'ANJOMARA bfszer MAHAJANGA Album Vol.01
Ity zandry izay tianao
Tsy zakako Jeso ny fahoriana eto
Ampio aho hanaraka Anao
Tsy manan-kery aho ho entiko miala
Amin'ny fahotako, indrisy very aho
Noho izany ampio aho hanaraka Anao
Satria fantatro fa tia ahy Ianao
Henoy re Jeso ity foko izay mitaraina!
Miantso Anao ka mba vonjeo
Tsy tononkira.serasera.org zakako Jeso ny fahoriana eto
Ampio xkte aho hanaraka Anao
Tsy manan-kery aho ho entiko miala
Amin'ny fahotako, indrisy very aho
Noho izany ampio aho hanaraka Anao
Satria tsapako fa tia ahy Ianao
AMPIO RE JESO!
FEON'ANJOMARA bfszer MAHAJANGA Album Vol.01
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'anjomara MahajangaHits : 282
Likes : 0 Like
Created by : EliseeR
Date : 27/11/2025 06:40
