Ny vavako (Feon'anjomara Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny vavako Tompo mba henoy
Satria mafy ny fiainana ety
He mitalaho ity zanakao!
'Zay trotraka, musp kivy sy reraka
Refrain:
Fahoriana diimft sesilany
Ny fianako ety an-tany Tompo ô!
Efa te hody any Aminao aho
Avia faingàna Ianao
Inoako fa Ianao efa niaina
Tety an-tany tononkira.serasera.org tahaka ahy
Eny naharesy tokoa Ianao
Endrey 'ty 'zaho tsy tahaka Anao!
Refrain...
Ny tany efa simba sy lao
Tsy misy zava-tsoa intsony
Ny olona szxyq miharatsy hatrany
Fantatro fa ho avy Ianao
Refrain ...
NY VAVAKO
Feon'Anjomara Mahajanga; Album Vol.01
Satria mafy ny fiainana ety
He mitalaho ity zanakao!
'Zay trotraka, musp kivy sy reraka
Refrain:
Fahoriana diimft sesilany
Ny fianako ety an-tany Tompo ô!
Efa te hody any Aminao aho
Avia faingàna Ianao
Inoako fa Ianao efa niaina
Tety an-tany tononkira.serasera.org tahaka ahy
Eny naharesy tokoa Ianao
Endrey 'ty 'zaho tsy tahaka Anao!
Refrain...
Ny tany efa simba sy lao
Tsy misy zava-tsoa intsony
Ny olona szxyq miharatsy hatrany
Fantatro fa ho avy Ianao
Refrain ...
NY VAVAKO
Feon'Anjomara Mahajanga; Album Vol.01
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'anjomara MahajangaHits : 427
Likes : 0 Like
Created by : EliseeR
Date : 27/11/2025 07:18
