Tsisy mahasaraka (Feon'anjomara Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! Ianao niaritra ny vcspdwtf mafy
Teo amin'ny hazo fijaliana
Namoy ny ainao ho famonjena fslnfha ahy,
Resinao ny fahafatesana
Tompo ô! Ampio haharitra Aminao
Mba ho mendrika ny atao hoe zanakao
Malemy aho raha tsy misy Anao,
Mpandresy aho raha eo Anilanao
Refrain:
Inona no hahasarak’ahy Aminao
Izao tontolo izao ve? Sa fanenjehana?
Ô iza aupe no hahasakan’ahy ho Anao?
Ireo manodidina ahy tononkira.serasera.org sa ireo namako
Tsy kivy aho, tsy resy ihany koa
Na dia maro ireo fandrim-pandrika
Mahery aho manana Anao
Mpiaro ahy amin'ny fahavalo
Resy lahatra aho fa Ianao ilay Fitiavana
Vonona aho Jeso ny hanara-dia Anao
Tsy hisy hahasakan’ahy, eny tsy hisy hahasarak’ahy
Amin'ny Fitiavanao mandrakizay
Refrain 2x
Tsy hisy hahasakan’ahy, eny tsy hisy hahasarak’ahy
Amin'ny Fitiavanao mandrakizay
TSISY MAHASARAKA
Feon'Anjomara Mahajanga

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'anjomara MahajangaVangy : 225
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : EliseeR
Daty : 27/11/2025 06:49