feon'anjomara mahajanga
Sary rehetra...
Nampiditra EliseeR 11 andro lasa
Hiran'i feon'anjomara mahajanga 22 Jereo eto
Vangy : 124
Mpankafy : 0 Ankafizo
Mombamomba azy
Tarika evanjelika niorina tany mahajanga tamin'ny taona 1 999. Manana raki-kira 02: Vavaka (c) Août 1999; Anao safidy (c) Août 2001 ary manana raki-tsary 01 : Ho avy Izy e! (c) Juillet 2009. Ny nahafantarana azy dia ilay hira "Praise the Lord" sy "Ho avy Izy e!."Ny tarika dia mitory ny fiavian'i Kristy fanindroany ary Manaitra ny olona rehetra hibebaka ka hanatona ilay hazo fijalian'i Kristy mba hahazoany famonjena.
Hevitra momba an'i feon'anjomara mahajanga
Mbola tsisy nametraka hevitra
