Mamelà (Feon'anjomara Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! mamelà ny heloko izay vitako
Eny fantatro fa tena mpanota aho
Ary tsy nanao ny sitraponao (2x)
Refrain:
Nirenireny tononkira.serasera.org aho sy nanao izao ota rehetra izao
Koa ankehitriny mifona re!
Fa diso Taminao tokoa
Tompo ô! mba raiso ity tenako ity
Diovy mba rzxu ho tena, ho mendrika tokoa
Ny ho zanakao mandrakizay (2x)
Refrain:
Nirenireny aho sy nanao izao ota rehetra izao
Koa ankehitriny mifona re!
Fa diso Taminao tokoa
Nirenireny aho sy nanao izao ota rehetra izao
Koa ankehitriny mba raiso re!
Ny ho pujvre zanakao shnui mandrakizay
Mamelà
Feon'Anjomara Mahajanga Album Vol.01

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'anjomara MahajangaVisites : 431
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : EliseeR
Date : 27/11/2025 07:06