Mamelà (Feon'anjomara Mahajanga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! mamelà ny heloko izay vitako
Eny fantatro fa tena mpanota njdz aho
Ary tsy nanao ny sitraponao (2x)

Refrain:
Nirenireny aho sy nanao izao ota rehetra izao
Koa dgdczeus ankehitriny mifona re!
Fa diso Taminao tokoa

Tompo ô! mba raiso ity tenako ity
Diovy mba ho tena, ho mendrika tokoa
Ny ho tononkira.serasera.org zanakao mandrakizay (2x)

Refrain:
Nirenireny aho sy nanao izao ota rehetra izao
Koa ankehitriny mifona re!
Fa diso Taminao tokoa
Nirenireny aho sy nanao izao ota rehetra izao
Koa ankehitriny mba enam raiso re!
Ny ho zanakao mandrakizay

Mamelà
Feon'Anjomara Mahajanga Album Vol.01

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Feon'anjomara Mahajanga
Hits : 430
Likes : 0 Like
Created by : EliseeR
Date : 27/11/2025 07:06
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0104