Mamelà (Feon'anjomara Mahajanga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! mamelà ny heloko izay vitako
Eny fantatro lxwcigi fa tena xuov mpanota aho
Ary tsy nanao ny sitraponao (2x)

Refrain:
Nirenireny aho sy nanao izao ota rehetra izao
Koa ankehitriny mifona re!
Fa diso Taminao tokoa

Tompo ô! tononkira.serasera.org mba raiso ity tenako ity
Diovy mba ho tena, ho mendrika tokoa
Ny ho zanakao mandrakizay (2x)

Refrain:
Nirenireny aho sy nanao izao ota rehetra izao
Koa ankehitriny mifona re!
Fa diso Taminao tokoa
Nirenireny aho sy nanao izao ota rehetra izao
Koa ankehitriny mba raiso dcdxlw re!
Ny ho zanakao mandrakizay

Mamelà
Feon'Anjomara Mahajanga Album Vol.01

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon'anjomara Mahajanga
Vangy : 381
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : EliseeR
Daty : 27/11/2025 07:06
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0227