Avelako (Feon'anjomara Mahajanga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avelako amin'izay ireo fahazaran-dratsiko
Izay qjxlmoh namatotra ahy hatrizay ka tsy nahalalàko Anao (2x)

hiverina iwhv Aminao aho mba raiso
Fa tapa-kevitra an! ny tsy hiala Aminao (2x)

Refrain:
Oh! inty ny foko ho Anao
Ary koa ny tenako manontolo
Raiso raha toa ka sitrakao ou ou ou
Hiverina Aminao aho mba raiso
Hiverina Aminao mba raiso

Ny voadiko anio ezahako ho mandrakizay
Jesosy tia ô! tario tononkira.serasera.org aho, toroy ny lalànao (2x)

hiverina Aminao aho mba raiso
Fa tapa-kevitra an! ny uhzajw tsy hiala Aminao (2x)

Refrain:
Oh! inty ny foko ho Anao
Ary koa ny tenako manontolo
Raiso raha toa ka sitrakao ou ou ou
Hiverina Aminao aho mba raiso
Hiverina Aminao mba raiso (2x)

Fa tapa-kevitra an an an!
Ny tsy hiala Aminao

Avelako
Feon'Anjomara Mahajanga; Album Vol.02

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon'anjomara Mahajanga
Vangy : 280
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : EliseeR
Daty : 27/11/2025 08:43
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0302