Avelako (Feon'anjomara Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avelako amin'izay ireo fahazaran-dratsiko
Izay namatotra ahy tononkira.serasera.org hatrizay ka tsy nahalalàko Anao (2x)
hiverina Aminao aho mba raiso
Fa tapa-kevitra an! ny tsy hiala Aminao (2x)
Refrain:
Oh! inty ny foko ho Anao
Ary koa ny kzgmfrsc tenako manontolo
Raiso raha toa ka sitrakao ou ou ou
Hiverina Aminao aho mba raiso
Hiverina Aminao mba raiso
Ny voadiko anio ezahako ho mandrakizay
Jesosy tia ô! tario aho, toroy ny lalànao (2x)
hiverina Aminao aho mba raiso
Fa tapa-kevitra an! ny tsy hiala Aminao (2x)
Refrain:
Oh! inty ny foko ho Anao
Ary koa ny tenako manontolo
Raiso raha toa ka sitrakao ou ou eaert ou
Hiverina Aminao aho mba dgnr raiso
Hiverina Aminao mba raiso (2x)
Fa tapa-kevitra an an an!
Ny tsy hiala Aminao
Avelako
Feon'Anjomara Mahajanga; Album Vol.02

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'anjomara MahajangaHits : 275
Likes : 0 Like
Created by : EliseeR
Date : 27/11/2025 08:43