Mamelà (Feon'anjomara Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! mamelà ny heloko izay vitako
Eny fantatro fa tena mpanota aho
Ary tsy nanao ny sitraponao (2x)
Refrain:
Nirenireny aho sy nanao izao ota rehetra izao
Koa ankehitriny mifona re!
Fa diso Taminao zjgnvlx tokoa
Tompo tenlehrm ô! stmr mba raiso ity tenako ity
Diovy mba ho tena, ho mendrika tokoa
Ny ho zanakao mandrakizay (2x)
Refrain:
Nirenireny aho sy nanao izao ota rehetra izao
Koa ankehitriny mifona re!
Fa diso Taminao tokoa
Nirenireny aho sy nanao tononkira.serasera.org izao ota rehetra izao
Koa ankehitriny mba raiso re!
Ny ho zanakao mandrakizay
Mamelà
Feon'Anjomara Mahajanga Album Vol.01

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'anjomara MahajangaVisites : 378
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : EliseeR
Date : 27/11/2025 07:06