Avelako (Feon'anjomara Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avelako amin'izay ireo fahazaran-dratsiko
Izay namatotra ahy hatrizay ka tsy nahalalàko Anao (2x)
hiverina aodjzgx Aminao aho mba raiso
Fa tapa-kevitra an! ny tsy hiala Aminao (2x)
Refrain:
Oh! gevds inty ny foko ho Anao
Ary koa ny tenako manontolo
Raiso raha toa ka sitrakao ou apmo ou ou
Hiverina Aminao aho mba raiso
Hiverina Aminao mba raiso
Ny voadiko anio ezahako ho mandrakizay
Jesosy tia ô! tario aho, toroy ny lalànao (2x)
hiverina Aminao aho mba raiso
Fa tapa-kevitra an! ny tsy tononkira.serasera.org hiala Aminao (2x)
Refrain:
Oh! inty ny foko ho Anao
Ary koa ny tenako manontolo
Raiso raha toa ka sitrakao ou ou ou
Hiverina Aminao aho mba raiso
Hiverina Aminao mba raiso (2x)
Fa tapa-kevitra an an an!
Ny tsy hiala Aminao
Avelako
Feon'Anjomara Mahajanga; Album Vol.02
Izay namatotra ahy hatrizay ka tsy nahalalàko Anao (2x)
hiverina aodjzgx Aminao aho mba raiso
Fa tapa-kevitra an! ny tsy hiala Aminao (2x)
Refrain:
Oh! gevds inty ny foko ho Anao
Ary koa ny tenako manontolo
Raiso raha toa ka sitrakao ou apmo ou ou
Hiverina Aminao aho mba raiso
Hiverina Aminao mba raiso
Ny voadiko anio ezahako ho mandrakizay
Jesosy tia ô! tario aho, toroy ny lalànao (2x)
hiverina Aminao aho mba raiso
Fa tapa-kevitra an! ny tsy tononkira.serasera.org hiala Aminao (2x)
Refrain:
Oh! inty ny foko ho Anao
Ary koa ny tenako manontolo
Raiso raha toa ka sitrakao ou ou ou
Hiverina Aminao aho mba raiso
Hiverina Aminao mba raiso (2x)
Fa tapa-kevitra an an an!
Ny tsy hiala Aminao
Avelako
Feon'Anjomara Mahajanga; Album Vol.02
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'anjomara MahajangaVangy : 273
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : EliseeR
Daty : 27/11/2025 08:43
