Avelako (Feon'anjomara Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avelako amin'izay ireo fahazaran-dratsiko
Izay namatotra ahy hatrizay ka tsy nahalalàko Anao xhyv (2x)
hiverina Aminao aho mba raiso
Fa tapa-kevitra an! ny tsy hiala Aminao (2x)
Refrain:
Oh! inty ny foko ho Anao
Ary koa ny tenako manontolo
Raiso raha toa ka sitrakao ou ou ou
Hiverina Aminao aho mba raiso
Hiverina Aminao mba raiso
Ny voadiko anio ezahako ho mandrakizay
Jesosy tia ô! tario aho, toroy ny lalànao (2x)
hiverina Aminao tononkira.serasera.org aho mba raiso
Fa tapa-kevitra an! ny tsy hiala Aminao (2x)
Refrain:
Oh! inty ny foko ho Anao
Ary koa ny tenako manontolo
Raiso raha toa ka sitrakao ou ou kolppo ou
Hiverina hmhktyj Aminao aho mba raiso
Hiverina Aminao mba raiso (2x)
Fa tapa-kevitra an an an!
Ny tsy hiala Aminao
Avelako
Feon'Anjomara Mahajanga; Album Vol.02

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'anjomara MahajangaVisites : 272
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : EliseeR
Date : 27/11/2025 08:43