Andriamanitra ô ny fonay (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô, ny fonay
Faly ravo te hidera Anao
Noho ireo fahasoavana
Marobe 'zay narotsakao
Ka ny hoby sy gyxid ny hira
Mariky ny hafaliana dhlt no ventesinay
Ho Anao ry jygdliiw Ray
Ref: Sambatra izay mitoetra eo anilanao (Jehovah)
Fa hidera Anao mandrakariva izy
Hankalaza ny Anaranao sy hihira fihiram-baovao
Fa fitiavana mandrakizay no nitiavanao anay
Lehibe ny famonjena
Namonjenao ny fanahinay
Fa ny ainay tao an-davaka
Indro efa navotanao
Ka manenika ny tany izany voninahitrao
Andriamanitra Tompo tononkira.serasera.org Mpanjakanay
Faly ravo te hidera Anao
Noho ireo fahasoavana
Marobe 'zay narotsakao
Ka ny hoby sy gyxid ny hira
Mariky ny hafaliana dhlt no ventesinay
Ho Anao ry jygdliiw Ray
Ref: Sambatra izay mitoetra eo anilanao (Jehovah)
Fa hidera Anao mandrakariva izy
Hankalaza ny Anaranao sy hihira fihiram-baovao
Fa fitiavana mandrakizay no nitiavanao anay
Lehibe ny famonjena
Namonjenao ny fanahinay
Fa ny ainay tao an-davaka
Indro efa navotanao
Ka manenika ny tany izany voninahitrao
Andriamanitra Tompo tononkira.serasera.org Mpanjakanay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 1953
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 23/05/2020 14:51
