Andriamanitra ô ny fonay (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô, ny fonay
Faly ravo te vkbwrb hidera Anao
Noho ireo fahasoavana
Marobe 'zay narotsakao
Ka ny hoby sy ilnhg ny hira
Mariky ny hafaliana no ventesinay
Ho Anao ry Ray
Ref: Sambatra izay mitoetra eo tononkira.serasera.org anilanao (Jehovah)
Fa hidera Anao xdjrelay mandrakariva izy
Hankalaza ny Anaranao sy hihira fihiram-baovao
Fa fitiavana mandrakizay no nitiavanao anay
Lehibe ny famonjena
Namonjenao ny fanahinay
Fa ny ainay tao an-davaka
Indro efa navotanao
Ka manenika ny tany izany voninahitrao
Andriamanitra Tompo Mpanjakanay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GAFLIHits : 2013
Likes : 1 Like
Created by : Solofomandimby
Date : 23/05/2020 14:51