Andriamanitra ô ny fonay (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô, ny fonay
Faly stnn ravo te hidera Anao
Noho ireo fahasoavana
Marobe 'zay narotsakao
Ka ny hoby sy ny hira
Mariky ny wnbiy hafaliana no ventesinay
Ho Anao ry Ray
Ref: Sambatra izay mitoetra eo anilanao (Jehovah)
Fa hidera Anao mandrakariva izy
Hankalaza ny Anaranao sy hihira fihiram-baovao
Fa fitiavana uqxijgj mandrakizay no nitiavanao anay
Lehibe ny famonjena
Namonjenao ny fanahinay
Fa ny ainay tao an-davaka
Indro efa navotanao
Ka manenika ny tany tononkira.serasera.org izany voninahitrao
Andriamanitra Tompo Mpanjakanay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 2012
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 23/05/2020 14:51