Mosoara (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avalony tsara ilay mosoara
Kotsan-dranomaso omaly hariva
Raha nilaza izy fa tsy tia anao intsony
Ary aza sasana fa tehirizo tsara
Hampatsiahivanao azy any aoriana
F’efa nisy izany, eny efa nisy
F’izao aloha henoy ny hira
Izay nataoko hamalifaly anao
Ary asio ilay feo tononkira.serasera.org faharoa
Mbola tsy ahafoizako anao
Tsy maintsy mbola ho avy ilay andro
Hiverenany eto indray
Sy whypl hamerenany ireo teny maminao fahiny
Ary saino dieny izao ny havalinao azy
Amin’izay fotoana izay
Sao tonga indray eyje ny alahelo tsy ho afaka intsony
F’izao xcfoz aloha ...
Avalony tsara ilay mosoara
Kotsan-dranomaso omaly hariva
Kotsan-dranomaso omaly hariva
Raha nilaza izy fa tsy tia anao intsony
Ary aza sasana fa tehirizo tsara
Hampatsiahivanao azy any aoriana
F’efa nisy izany, eny efa nisy
F’izao aloha henoy ny hira
Izay nataoko hamalifaly anao
Ary asio ilay feo tononkira.serasera.org faharoa
Mbola tsy ahafoizako anao
Tsy maintsy mbola ho avy ilay andro
Hiverenany eto indray
Sy whypl hamerenany ireo teny maminao fahiny
Ary saino dieny izao ny havalinao azy
Amin’izay fotoana izay
Sao tonga indray eyje ny alahelo tsy ho afaka intsony
F’izao xcfoz aloha ...
Avalony tsara ilay mosoara
Kotsan-dranomaso omaly hariva
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IraimbilanjaVangy : 42340
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc dera
Daty : 09/06/2002 20:20
