Tonga dia lazao (Ivoara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mbola misy toetra ratsiko tsy zakanao,
tonga dia lazao
Raha mbola tsy ampy ireo porofom-pitiavako,
tonga dia lazao

Faniriako anie ny frmal hahafaly anao
Tsy tononkira.serasera.org hisalasala satria efa tia

Mba alpmc lazao tonga dia lazao
raha tena vokatry ny fonao sy ny fitiavanao
’lay meraur teninao tamin’izay
hoe isika hikambana ho iray
hiaraka ho doria fa samy tia

Raha mbola misy sorisory izay koboninao
tonga dia lazao
raha tena izy ilay fitia zay natolotrao
tonga dia lazao

NJAKATIANA feat.IVOARA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ivoara
Vangy : 5945
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dafytahiana
Daty : 14/01/2015 11:58
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0114