You are here: home > Tononkira > Ivoara

Mandihy zook (Ivoara)

Misôma, misôma, misôma zook e e!
Manambitamby ilay mozika e e!
Mamolaka, toa..toa folaka,
Midoladola tsara e

Tiako zalahy mandihy zook e e!
Anao koa tia ’zaho koa efa paré,
Mamolaka, toa...toa folaka,
Midoladola tsara e!

O lahy e! lahy e! lahy e! lahy e!
Tiako, tiako, tiako ô!
O lahy e! lahy e! lahy e! lahy e!
Tiako misôma zook,
Misôma a!

Tsy lahy tsy vavy mankafy zook e e,
Finaritratononkira.serasera.org, mitositosy foana e,
Mamolaka toa...toa folaka
Midoladola tsara e!

Tiako ô misôma zook e!
Tiako ô mandihy zook e!
...
Mandihy zook e!
Misôma zook e!

O lahy e! lahy e! lahy e! lahy e!
Tiako zalahy ny mandihy zook e
O lahy e! lahy e! lahy e! lahy e!
Ma! sôma! ma! zook e!
O lahy e! lahy e! lahy e! lahy e!
Tiako zalahy ny mandihy zook eye!
O lahy e! lahy e! lahy e! lahy e!
Tiako ô!
Tiako misôma zook,
Misôma a!

Mpihira : Ivoara
Mpamaky : 2722
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 18/10/2002 12:03:43
ID : 1165

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo