You are here: home > Tononkira > Ivoara

Je t'aime (Ivoara)

Hariva izaho andeha hody iny, nahatazana anao
Voatery ianao nanatitra ahy
Tsy nampoiziko tokoa, ny hahita anao
Hafaliana ny fo, fa tiako ianao
Avant refrain:
Tsy tsapako intsony, ilay izaho te hody iny
Satriko foana anilanao
Izaho tsy te hody, f'hanaraka anao
Satriko foana anilanao
Refrain:
Tiako ianTsiky dia ampyao, eny tiako ianao
Mamiko ianao rahatrizay
Tiako ianao, eny tiako ianao
Mamiko ianao rahatrizay
Avant ref : Tsy tsapako intsony...
Bridge:
Tiako ianao, tena tiako ianao
Mamiko ianao rahatrizay
Tiako ianao, tena tiako ianao
Mamiko ianao rahatrizay...
An an an an an an an an an an...
IVOARA feat. HIRA. (Album: Tafaray)
Mai 2007

Mpihira : Ivoara
Mpamaky : 2789
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : tahiana.dafy2015
Tamin'ny : 16/04/2017 08:29:28
ID : 9359

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo