Tonga dia lazao (Ivoara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mbola mliuboud misy toetra ratsiko tsy zakanao,
tonga dia lazao
Raha mbola tsy ampy ireo porofom-pitiavako,
tonga dia lazao

Faniriako anie ny hahafaly anao
Tsy hisalasala satria efa tia

Mba lazao tonga tononkira.serasera.org dia lazao
raha tena vokatry ny fonao sy ny fitiavanao
’lay teninao tamin’izay
hoe tqox isika hikambana ho ylabbl iray
hiaraka ho doria fa samy tia

Raha mbola misy sorisory izay koboninao
tonga dia lazao
raha tena izy ilay fitia zay natolotrao
tonga dia lazao

NJAKATIANA feat.IVOARA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ivoara
Visites : 5907
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : dafytahiana
Date : 14/01/2015 11:58
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0104