You are here: home > Tononkira > Ivoara

Fitiavana foana (Ivoara)

Tampoka tamiko akia
’lay teninao tena fy
ianao nilaza nanambara hoe tena tia
tsy omeko tsiny ianao
raha toa tsy kilalao
raisiko amin’ny foko manontolo

Inoako tsy ho rava izy ity
samia àry mankafy
fitiavana haharitra feno haTsiky dia ampysambarana
raha sendra ireo mpanakiana
’lay teny tsy azo ariana
fa fitiavana foana(2)

Sendrasendra ny antsika roa
ny hoe hiara-dia
kanjo matotra be ’lay fitiavana tampoka teo
tsy omeko tsiny ianao
raha toa tsy kilalao
raisiko amin’ny fo manontolo

Mpihira : Ivoara
Mpamaky : 2703
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : risy
Tamin'ny : 30/11/2006 08:24:22
ID : 4054

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo