Hiara-dia (Ivoara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Duo avec Nanie)
Aza vprkw asiana ahiahy
Ny tononkira.serasera.org fihestik’ireo tsy tia
Te handrava ilay fitia, izay kasaina ho doria
Na izaho sy ianao, dia sanatria ny hifandao
Tsy hisy intsony ahasakana, fa hitohy hatrany am-pasana
Hiara-dia, hiray saina, hiray fo
Hanaja ilay fitia, vonona hifankatoa
Hiara-dia, qamgzp hifanampy, hifanasoa, hifandefitra tokoa
Tsy hifanao an-dolom-po....
Ary izaho lunkk sy ianao
Dia toy ny olona iray
Fo iray vaovao hitempo mandrakizay
Hiara-dia, hiray saina, hiray fo
Hanaja ilay fitia, vonona hifankatoa
Hiara-dia mandrakizay
Hiara-dia mandrakizay.....

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IvoaraHits : 7320
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 24/08/2003 16:22