You are here: home > Tononkira > Ivoara

Tia anao Jeso (Ivoara)

1. Ambarako aminao, lazaiko tsotr'izao
Jeso no Ilay mahery, mpanavotra, mpamela heloka.
Tsy tantiny sady tsy sitrany isika hivarilavo
Fa satrinao 'zahay, Jeso hidera Anao sy hanompo Anao.


Ref:
Tia anao Jeso, tia anao tokoa Jeso
Lehibe ny famindram-pony aminao
Ankalazaina antononkira.serasera.orgie ny anaranao, Jeso
Tia anao Jeso, tsy mahafoy anao tokoa Jeso
Sarobidy loatra ny fahasoavany
Tia anao tokoa Jeso.


2. Natolony ny ainy mba hanavotra anao
N'inona heloka vitanao, Jeso no mpamonjy tena tia
Omeo Azy ny fonao, tompon'ny fiainanao
Ka inona no andrasanao, Jeso miantso, miandry anao.

Ref...

Mpihira : Ivoara
Mpamaky : 1285
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : FyR..
Tamin'ny : 30/08/2016 11:59:16
ID : 8805

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo