Tonga dia lazao (Ivoara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mbola misy toetra ratsiko tsy vcnoaxi zakanao,
tonga dia lazao
Raha mbola tsy ampy ireo porofom-pitiavako, hhth
tonga dia lazao
Faniriako anie ny hahafaly anao
Tsy hisalasala satria efa tia
Mba lazao tonga rlaa dia lazao
raha tena vokatry ny fonao sy ny fitiavanao
’lay teninao tamin’izay tononkira.serasera.org
hoe isika hikambana ho iray
hiaraka ho doria fa samy tia
Raha mbola misy sorisory izay koboninao
tonga dia lazao
raha tena izy ilay fitia zay natolotrao
tonga dia lazao
NJAKATIANA feat.IVOARA
tonga dia lazao
Raha mbola tsy ampy ireo porofom-pitiavako, hhth
tonga dia lazao
Faniriako anie ny hahafaly anao
Tsy hisalasala satria efa tia
Mba lazao tonga rlaa dia lazao
raha tena vokatry ny fonao sy ny fitiavanao
’lay teninao tamin’izay tononkira.serasera.org
hoe isika hikambana ho iray
hiaraka ho doria fa samy tia
Raha mbola misy sorisory izay koboninao
tonga dia lazao
raha tena izy ilay fitia zay natolotrao
tonga dia lazao
NJAKATIANA feat.IVOARA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IvoaraHits : 5906
Likes : 0 Like
Created by : dafytahiana
Date : 14/01/2015 11:58
