Miandry foana (Ivoara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MIANDRY ANAO ADINOY
SASA-MIANDRY AHO
MIHODINA NY LOHA
MANANTENA AHO
VAOVAO AVY AMINAO
ILAY NANANTENA IZAO TSY ANAO AKORY

IZAHO TSY HO LEO
NY HANAO FOTOANA AMINAO
ANTSOIKO ISANANDRO
IZAHO MIANDRY ANAO
TIAKO FOANA ANDRASAKO FOANA
ANDRASAKO FOANA MANANTENA ANAO AHO

MIANDRY FOANA SATRIA FITIA NY ATY
MIANDRY FOANA ITY FOKO ITY SATRIA
TSY HAIKO FOANA ITY NY TOHO SY NY FY

HANAO NY ANTEFANA TSY MISY FIAFARANY
MIANDRY FOANA SATRIA FITIA NY ATY
MIANDRY FOANA ITY FOKO ITY SATRIA
TSY HAIKO FOANA ITY NY TOHO SY NY FY

MIANDRY FOANA IZAHO TENA TIA....

IVOARA ft.Hery
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ivoara
Vangy : 2411
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dafytahiana
Daty : 25/10/2014 11:08
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0748