Eo anilanao (Mirado)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eo anilanao Raiko no tiako hitoerana
Eo anilanao no tononkira.serasera.org tiako hisy ahy
Inona moa no ahatahotra ahy
Raha Ianao no manda fiarovako
Inona moa no ahaory ahy
Raha Ianao no hitokiako
Izay rehetra niriako,azoko avokoa
Raha Aminao no angatahiko

ref:Nefa na dia nanota,tsy nanao kvdnwwxt ny sitrakao
      Izany nasetriko ny fitiavanao ahy
   rteti    Menatra eto anatreanao,tsy nahay nisaotra Anao
     aqemhfy      Tompo ô! mifona Aminao aho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mirado
Vangy : 8927
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 13/10/2007 11:27
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0137