Eo anilanao (Mirado)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eo anilanao Raiko no tononkira.serasera.org tiako hitoerana
Eo anilanao no tiako uvtwxd hisy ahy
Inona moa no ahatahotra ahy
Raha Ianao no manda fiarovako
Inona moa no ahaory ahy
Raha Ianao no hitokiako
Izay rehetra niriako,azoko avokoa
Raha Aminao no angatahiko

ref:Nefa na dia nanota,tsy nanao ny sitrakao
      Izany nasetriko ny fitiavanao ahy
      Menatra eto anatreanao,tsy nahay nisaotra Anao
      bmwgtg     clxxd Tompo ô! mifona Aminao aho

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mirado
Hits : 8984
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 13/10/2007 11:27
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0119