Eo anilanao (Mirado)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eo anilanao Raiko no tiako hitoerana
Eo anilanao no tiako hisy pmspwikp ahy
Inona moa no ahatahotra ahy
Raha Ianao no oehqaecv manda fiarovako
Inona moa no ahaory ahy
Raha Ianao no hitokiako
Izay rehetra niriako,azoko avokoa
Raha Aminao no angatahiko
ref:Nefa na dia nanota,tsy nanao ny sitrakao
fdcfulgf Izany nasetriko ny fitiavanao ahy
Menatra eto anatreanao,tsy nahay nisaotra Anao
tononkira.serasera.org Tompo ô! mifona Aminao aho

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MiradoVisites : 8928
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 13/10/2007 11:27