TSY HO VERY (Mirado)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tami’iny ianao no lasa
tanana fotsiny no nanaovako veloma
ohatra ny isan’andro
ohatra ny hoe mbola hifankahita
noho ny fitiavana tsy hoe ho very
raha ho tononkira.serasera.org tanteraka ny faniriako
dia hitsiky eo am-pijerena kintana
haniry mba ho eto xoxqpncl foana
ref: Te ho lanitra aho
hanaronako ny fijalianao
isaky ny mitraka aho
dia tiako sbzklpe ho re ao anatiko ao
fa tsy irery aho
amelao toerana ao am-ponao
mbola faly ihany aho
mipetraka aty amin’ny tsisy anao
fantatro fa tsisy azoko atao
afatsy ny mivavaka ho iuczu anao
{au ref}
mety ho renao ve ny feoko
hilazako ny efa tato am-poko
{au ref}
tanana fotsiny no nanaovako veloma
ohatra ny isan’andro
ohatra ny hoe mbola hifankahita
noho ny fitiavana tsy hoe ho very
raha ho tononkira.serasera.org tanteraka ny faniriako
dia hitsiky eo am-pijerena kintana
haniry mba ho eto xoxqpncl foana
ref: Te ho lanitra aho
hanaronako ny fijalianao
isaky ny mitraka aho
dia tiako sbzklpe ho re ao anatiko ao
fa tsy irery aho
amelao toerana ao am-ponao
mbola faly ihany aho
mipetraka aty amin’ny tsisy anao
fantatro fa tsisy azoko atao
afatsy ny mivavaka ho iuczu anao
{au ref}
mety ho renao ve ny feoko
hilazako ny efa tato am-poko
{au ref}
--------
Rohy:
