Eo anilanao (Mirado)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
uohfp Eo anilanao Raiko no tiako hitoerana
Eo anilanao no tiako hisy mhjm ahy
Inona moa no ahatahotra ahy
Raha Ianao no manda fiarovako
Inona moa tononkira.serasera.org no ahaory ahy
Raha Ianao no hitokiako
Izay rehetra niriako,azoko avokoa
Raha Aminao no angatahiko

ref:Nefa na dia nanota,tsy nanao ny sitrakao
      Izany nasetriko ny fitiavanao ahy
      Menatra eto anatreanao,tsy nahay nisaotra Anao
          Tompo ô! oqaq mifona Aminao aho

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mirado
Visites : 8986
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 13/10/2007 11:27
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7269