Fa ny fitiavako (Mirado)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny halaviran-tany
Mamela ny eritreritro
Ary mampitady ahy anao
Fa na dia eo aza izany
Hanova ny fiainako
Tsy hasakana ahy ny hilaza
Fa ny fitiavako
Dia efa lasanao
Tsy ho voaova intsony
Na dia fantatro aza
F'ianao efa lasan'ny fony
Ny fiainako toa hafa
Toa manjombon-dava
Noho ianao
--------
Lien: https://tononkira.serasera.org/hira/mirado/fa-ny-fitiavako
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mirado
Visites : 4929
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 22/03/2015 14:43
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.1376