Tsy hira ny hira.
Tia (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha maizina ny andronao
Mila tanana hanrina ianao
Izay mijery hihomehy anao
Na xjlncs hihodina tsy ahita izao
Raha mahatsiaro irery ianao
Fa nilaozan’ireo namanao
Raha manavaka anao oenkupd izy ireo
Izay nilainy anao vita hatreo
Fantatrao ihany
Iray eto an-tany no tsy toy vamnex iznay
Raha vao miantso ianao
Dia hanantona aho
Hanolotra tononkira.serasera.org fo...
Tia anao...tena tia nao...
Mbola tia , tena tia anao...
Mila tanana hanrina ianao
Izay mijery hihomehy anao
Na xjlncs hihodina tsy ahita izao
Raha mahatsiaro irery ianao
Fa nilaozan’ireo namanao
Raha manavaka anao oenkupd izy ireo
Izay nilainy anao vita hatreo
Fantatrao ihany
Iray eto an-tany no tsy toy vamnex iznay
Raha vao miantso ianao
Dia hanantona aho
Hanolotra tononkira.serasera.org fo...
Tia anao...tena tia nao...
Mbola tia , tena tia anao...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalatianaVangy : 13388
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : oni
Daty : 14/12/2001 19:36
