Rahavako (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hendratrendatra, toa zatovo zary feno henatra,
Falifaly, tsy mahatombona
Ny eritreritro, misahotaka, miparitaka
Nony nahalala anao,
Ianao endrika baliaka sy mirana,
Dia sahirana aho…
Ilay feonao, toa tononkira.serasera.org mibitsika fitiavana
Ny tontoloko miha-màvana,
Fa nolokoin’ny fiainanao, ny jerinao
Sahy, btmbc mahitsy, feno fahatsorana,
Tsy miolankolana,
Mahatorana ahy…
Tsy matory aho, tsy hitako ny atao,
Ny ampitso tiako ho tonga cajwwo dieny izao,
Mivadibadika eo ny oran’ny aliko
Ny andro maraina mila tsy oatki ho andriko…
Ka antsoiko ve, sa andrasako,
Ny bitaky ny foko injao tsy tantiko?
Te ahita anao aho rahavako,
Rakotra anao ny fanahiko!
Dia ataoko ahoana ary ity izaho
Zary tonga sento lavitra anao?
Ny aingam-panahy no tsy tànako,
Nahavitàko hira ny tantarako!
Tonony : Lalatiana Rajaofara
Feony : Rija Randrianivosoa / Lalatiana Rajaofara
Falifaly, tsy mahatombona
Ny eritreritro, misahotaka, miparitaka
Nony nahalala anao,
Ianao endrika baliaka sy mirana,
Dia sahirana aho…
Ilay feonao, toa tononkira.serasera.org mibitsika fitiavana
Ny tontoloko miha-màvana,
Fa nolokoin’ny fiainanao, ny jerinao
Sahy, btmbc mahitsy, feno fahatsorana,
Tsy miolankolana,
Mahatorana ahy…
Tsy matory aho, tsy hitako ny atao,
Ny ampitso tiako ho tonga cajwwo dieny izao,
Mivadibadika eo ny oran’ny aliko
Ny andro maraina mila tsy oatki ho andriko…
Ka antsoiko ve, sa andrasako,
Ny bitaky ny foko injao tsy tantiko?
Te ahita anao aho rahavako,
Rakotra anao ny fanahiko!
Dia ataoko ahoana ary ity izaho
Zary tonga sento lavitra anao?
Ny aingam-panahy no tsy tànako,
Nahavitàko hira ny tantarako!
Tonony : Lalatiana Rajaofara
Feony : Rija Randrianivosoa / Lalatiana Rajaofara
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalatianaVangy : 4418
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 26/08/2014 17:13
