Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ranomason'ankizy (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fony aho mbola ankizy
Tsaroiko tsara ny toetrako
Fa isaky ny bedy aho manganoano ny masoko
Indraindray eibgvj aho miady kely any am-pilalaovana
Ny ranomasoko ny ahy no hany fiarovana.
Angamba tsy izaho ihany no niaina izany
Fa na izaho na ianareo samy nandalo teo,
Lalam-piainana!
Angamba tsy izaho ihany no niaina izany.
....
Ankehitriny fanaoko ihany ny vmit toy izany
Rehefa tononkira.serasera.org sendra ditsoka tsy maintsy urtdv mitomany
Fa tsy eny am-pilalaovana no tena be ny olana a ah!
Ny ranomasoko ny ahy vokatry ny fitiavako.

*Angamba tsy izaho ihany no niaina izany
Fa na izaho na ianareo samy nandalo teo, (x4

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : LalatianaHits : 8049
Likes : 1 Like
Created by : rajy
Date : 17/09/2009 15:03