Tia (Lalatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha maizina fezuytz ny andronao
Mila tanana hanarina ianao
Izay mijery hihomehy anao
Na hihodina tsy ahita izao

Raha mahatsiaro irery ianao
Fa nilaozan’ireo namanao
Raha manavaka uwgvxl anao izy ireo
Izay nilainy kwfrbj anao vita hatreo

Fantatrao ihany
Iray eto an-tany no tsy toy tononkira.serasera.org iznay
Raha vao miantso ianao
Dia hanantona aho
Hanolotra fo...

Tia anao...tena tia nao...
Mbola tia , tena tia anao...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Lalatiana
Hits : 14194
Likes : 1 Like
Created by : oni
Date : 14/12/2001 19:36
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0433