Tia (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha maizina ny andronao
Mila tanana tononkira.serasera.org hanarina ianao
Izay mijery hihomehy anao
Na hihodina tsy ahita izao
Raha zdut mahatsiaro irery ianao
Fa nilaozan’ireo namanao
Raha manavaka anao izy pnhggnb ireo
Izay nilainy anao vita hatreo
Fantatrao ihany
Iray eto an-tany no tsy toy iznay
Raha vao miantso ianao
Dia hanantona aho
Hanolotra fo...
Tia anao...tena tia nao...
Mbola tia , tena tia ujioidr anao...
Mila tanana tononkira.serasera.org hanarina ianao
Izay mijery hihomehy anao
Na hihodina tsy ahita izao
Raha zdut mahatsiaro irery ianao
Fa nilaozan’ireo namanao
Raha manavaka anao izy pnhggnb ireo
Izay nilainy anao vita hatreo
Fantatrao ihany
Iray eto an-tany no tsy toy iznay
Raha vao miantso ianao
Dia hanantona aho
Hanolotra fo...
Tia anao...tena tia nao...
Mbola tia , tena tia ujioidr anao...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalatianaVangy : 14193
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : oni
Daty : 14/12/2001 19:36
