You are here: home > Tononkira > Lalatiana

Vola parata (Lalatiana)

Volaparata navidy mahogo tsa mba vola e
Hely loatra tsy hitako be
Volan-draiky tsy raha herinandro
Tenda hely tsy mahately azy
Kibo hely tsy mahateza azy
Aza vaka e
Lemarija e

Zanaka malagasy
Tsy azTsiky dia ampyo sarahin’olo(na)
Misy lanja tsy vazivazy
Ny hasina sy ny kolo
Izay tsy tia ny azy
Fa miravaka ny an’ny olo(na)
No tokony ho voasazy
Fa tsy mendrika ny tontolo!

Iaé…


Tonony sy feony : hira fahiny/Lalatiana Rajaofara

Hevitra mandeha

laingo.laife (15/12/2016 10:47:29)

Mahafinaritra ahy ny tononkira an'i Lalatiana.

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Lalatiana
Mpamaky : 2214
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 27/08/2014 12:36:36
ID : 6688

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo