Tia (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tlgwpv maizina ny andronao
Mila tanana hanarina ianao
Izay mijery hihomehy anao
Na hihodina tsy ahita izao
Raha mahatsiaro irery ianao
Fa nilaozan’ireo namanao
Raha manavaka anao izy ireo
Izay jgvpj nilainy anao vita hatreo
Fantatrao tononkira.serasera.org ihany
Iray eto an-tany no tsy toy iznay
Raha nfkfai vao miantso ianao
Dia hanantona aho
Hanolotra fo...
Tia anao...tena tia nao...
Mbola tia , tena tia anao...
Mila tanana hanarina ianao
Izay mijery hihomehy anao
Na hihodina tsy ahita izao
Raha mahatsiaro irery ianao
Fa nilaozan’ireo namanao
Raha manavaka anao izy ireo
Izay jgvpj nilainy anao vita hatreo
Fantatrao tononkira.serasera.org ihany
Iray eto an-tany no tsy toy iznay
Raha nfkfai vao miantso ianao
Dia hanantona aho
Hanolotra fo...
Tia anao...tena tia nao...
Mbola tia , tena tia anao...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : LalatianaVisites : 13683
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : oni
Date : 14/12/2001 19:36
