Akany tiana (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N’aiza tany hitodina n’aiza toera-kilasiana
Iarivo, Iarivo ihany no tononkira.serasera.org fodiana tena mamy
N’aiza toera-mahamanina manaitra raha tazanina
Iarivo, Iarivo, Iarivo tiana yxuxxk no Edena hankamamiana
N’inon’inona harena toa manintona ny tena
Iarivo, Iarivo ihany no ejkomnwa manaitra ny vinany
Fa Iarivo ilay Iarivo
No mitolona ka tsiahivo
N’aiza cpzpsu tany hitodina n’aiza toeran-kilasiana
Iarivo, Iarivo, Iarivo tiana no Edena hankamamiana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BarijaonaVangy : 6536
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/08/2002 14:05