Ho Vatolampiko Ianao (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho mrzlwsn Vatolampiko Ianao
Hanafaka ahy ianao
Amin’ny fandrika tononkira.serasera.org arato mampahory
Ho Vatolampiko jbluss Ianao
Ho Vatolampiko Ianao
Hanafaka ahy ianao
Amin’ny fandrika arato mampahory
Ho Vatolampiko Ianao
Simba ny alahelo ny masoko
Ny fanahiko sy ny tenako
Hitanao ny fahantrako
Ny fahorian’ny fanahiko
Ka tsy navelanao gejain’ny fahavalo
Simba ny alahelo ny masoko
Ny fanahiko sy ny tenako
Hitanao ny fahantrako
Ny fahorian’ny fanahiko
Ka tsy navelanao gejain’ny fahavalo
Ho Vatolampiko hpgzkz ianao...
Hanafaka ahy ianao
Amin’ny fandrika tononkira.serasera.org arato mampahory
Ho Vatolampiko jbluss Ianao
Ho Vatolampiko Ianao
Hanafaka ahy ianao
Amin’ny fandrika arato mampahory
Ho Vatolampiko Ianao
Simba ny alahelo ny masoko
Ny fanahiko sy ny tenako
Hitanao ny fahantrako
Ny fahorian’ny fanahiko
Ka tsy navelanao gejain’ny fahavalo
Simba ny alahelo ny masoko
Ny fanahiko sy ny tenako
Hitanao ny fahantrako
Ny fahorian’ny fanahiko
Ka tsy navelanao gejain’ny fahavalo
Ho Vatolampiko hpgzkz ianao...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny NanaharyVisites : 7312
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Bako
Date : 18/02/2003 12:08
