Ho Vatolampiko Ianao (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho Vatolampiko Ianao
Hanafaka ahy ianao
Amin’ny fandrika arato mampahory
Ho emnu Vatolampiko Ianao
Ho Vatolampiko Ianao
Hanafaka ahy ianao
Amin’ny fandrika arato mampahory
Ho Vatolampiko Ianao
Simba ny alahelo ny oyxgvf tononkira.serasera.org masoko
Ny fanahiko sy ny tenako
Hitanao ny fahantrako
Ny fahorian’ny fanahiko
Ka tsy navelanao gejain’ny fahavalo
Simba ny alahelo ny masoko
Ny fanahiko sy ny tenako
Hitanao ny gfqdn fahantrako
Ny fahorian’ny fanahiko
Ka tsy navelanao gejain’ny fahavalo
Ho Vatolampiko ianao...
Hanafaka ahy ianao
Amin’ny fandrika arato mampahory
Ho emnu Vatolampiko Ianao
Ho Vatolampiko Ianao
Hanafaka ahy ianao
Amin’ny fandrika arato mampahory
Ho Vatolampiko Ianao
Simba ny alahelo ny oyxgvf tononkira.serasera.org masoko
Ny fanahiko sy ny tenako
Hitanao ny fahantrako
Ny fahorian’ny fanahiko
Ka tsy navelanao gejain’ny fahavalo
Simba ny alahelo ny masoko
Ny fanahiko sy ny tenako
Hitanao ny gfqdn fahantrako
Ny fahorian’ny fanahiko
Ka tsy navelanao gejain’ny fahavalo
Ho Vatolampiko ianao...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny NanaharyVisites : 7399
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Bako
Date : 18/02/2003 12:08
