Ho Vatolampiko Ianao (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Ho Vatolampiko Ianao
Hanafaka ahy ianao
Amin’ny fandrika arato mampahory
Ho Vatolampiko Ianao
Ho Vatolampiko Ianao
Hanafaka ahy ianao
Amin’ny fandrika arato mampahory
Ho Vatolampiko Ianao
Simba ny alahelo ny masoko
Ny fanahiko utatltul sy ny tenako
Hitanao ny fahantrako
Ny eyke fahorian’ny fanahiko
Ka tsy navelanao gejain’ny fahavalo
Simba ny alahelo ny masoko
Ny fanahiko sy ny tenako
Hitanao ny fahantrako
Ny fahorian’ny fanahiko
Ka tsy navelanao wwlca gejain’ny fahavalo
Ho Vatolampiko ianao...
Hanafaka ahy ianao
Amin’ny fandrika arato mampahory
Ho Vatolampiko Ianao
Ho Vatolampiko Ianao
Hanafaka ahy ianao
Amin’ny fandrika arato mampahory
Ho Vatolampiko Ianao
Simba ny alahelo ny masoko
Ny fanahiko utatltul sy ny tenako
Hitanao ny fahantrako
Ny eyke fahorian’ny fanahiko
Ka tsy navelanao gejain’ny fahavalo
Simba ny alahelo ny masoko
Ny fanahiko sy ny tenako
Hitanao ny fahantrako
Ny fahorian’ny fanahiko
Ka tsy navelanao wwlca gejain’ny fahavalo
Ho Vatolampiko ianao...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny NanaharyVangy : 7400
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Bako
Daty : 18/02/2003 12:08
