SATRIKO (GALAF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Satriko foana e, Hihira ho Anao
Ho fiderako ny Anaranao
Namonjy ahy sy nanafaka
Ny aiko izay tononkira.serasera.org tao an-davaka

Satriko foana e, hivavaka
Raha vao maraina isan’alina
HO fisaorana anao Mpamonjy tia
Be fitiavana sy mahari-po

   bzslqrmi  Refrain :
    Satriko ny momba ahy rehetra ho Anao
    Nefa izao fiainana minbaj izao manintona ahy
    Ianao Jesoa no mba hany antenaiko
    Hanafaka hluewakd ny gadra izay mamatotra ahy

Satriko foana e, hanompo Anao
Fa zava-poana e izao tontolo izao
Anilanao no hasambarako
An-tratranao no fiadanako

  Refrain : Satriko ......

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : GALAF
Vangy : 3502
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 07/03/2007 13:00
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0839